Teny iditra | 1 hanky va re |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hay! Izany tokoa àry! Teny entina manaiky raha mahare vaovao manaitra na zavatra tsy nampoizina: Hanky va re! mpirahalahy ianareo sy Rabe! |
Singan-teny | 4 hanky, va, re |
Tovy hevitra | 5 hanky |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |